Entry | 1 bazary |
Part of speech | 2 noun |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Teny ilazana ny tsena (indrindra any amorontsiraka) izay mazàna tranoheva malalaka |
Examples |
5 [4.27] Tahaka izao ary ny fandaniana isan-tsokajiny, fananana sy servisy, araka ny hita ao anaty taty bazary. |
Vocabulary |
6 Economy: trade |
Other spellings | 7 bazara |
Anagrams | 8 barazy, bazary |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |