|
|
|
|

Teny iditra1  bedibedena
Fototeny  2 bedibedy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 bedibedesina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be talked to incessantly, to be tattled to [1.2]
6 to be scolded [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 qu'on gronde à tort et à travers: Aza bedibedenao toy izany ny zanakao (Ne grondez pas ainsi votre enfant sans rime ni raison) [1.3#78]
8 qu'on gronde [1.8]
Ohatra  9  Hoy Ilaidama: «Andeha hitsangantsangana any, mba hizahako an-dRasoabe sy Rasoamasay, fa lazain'ny olona hoe: « Tsy bedibedena ny rano; [2.298#64]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  14 bedibedesina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12