|
|
|
|

Teny iditra1  beholafiny
Singan-teny  2 be, 3 holafiny
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 anaran' ny antoko-miaramila nisy vatandehilahy arivo tamin' ny tafika fahiny, misy miaramila arivo lahy [1.1]
Voambolana  6  Miaramila

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11