|
|
|
|

Teny iditra1  holafiny
Sokajin-teny  2  anarana holafitra sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy  3 sampaho, salohy (akondro) [Taimoro] [1.78]
4 Fitambaran' ny akondro iray sampaho izany hoe miangona amin' ny tendron' ny taho anankiray
5 Ny olombelona toy ny embok' akondro ka raha manondro lanitra, iray ihany fa raha mitsontsorika, samy manana ny holafiny: enti-milaza ny firaisam-piavian' ny olombelona na dia misampana ho karazany maro aza [1.1#440]
Mpanahaka  6  antoko, 7  fizarana, 8  toko
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  10 filohany, holafiny

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09