|
|
|
|

Entry1  bekotromaroholatra
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  be, kotro, maro, holatra
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Anarana enti-milaza ireo miaramila mpiady tranainy nahazo takaitra, ny miaramila menavazana nahazo takaitra tany an' ady
Explanations in French  5  [1.5] les ancients combattants
Synonyms  6  miaramila menavazana

Updated on 2025/07/29