| Entry (Teny iditra) | ![]() |
Betsimitatatra | |
| Part of speech (Sokajin-teny) | proper name (geography) (anaran-tsamirery (jeôgrafia)) | ||
| Malagasy definition (Famaritana malagasy) | ... [Andrianjaka] dia nampanao ny fefilohan' Ikopa hanamboarana ho tanimbary ilay hetrina makadiry, izay noritina tsikelikely, ka nitarina miandalandalana. Andrianjaka, hono, no namome ny anarana hoe Betsimitatatra sy nanombaka nanao tanimbary teo. [Ravelojaona 1937] | ||
| Vocabulary (Voambolana) | Geography: mountains, vales (Jeografý: temdrombohitra sy saha) | ||
| Quotes (Teny nalaina) | Sibree: Conquest ~ Ellis: History ~ Callet: Tantara ~ Oberlé: Imerina (All these quotes) | ||
| Illustrations (Sary) |
| ||
| Updated on 2012/05/15 |
|