|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitatatra |
| Fototeny | 2 tatatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Misy tatatra: Tanimbary lehibe tsy mitatatra no teto taloha ka nahatonga ny anarana hoe Betsimitatatra
5 Miasa manao tatatra amin' ny...: Ikotovao no nitatatra ny tanimbarin' i Dadabe [1.1] 6 manamaina tany amin'ny alalan'ny fitarihana ny rano hivoaka [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to cut water-channels; to be ditched with water-channels
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 creuser des rigoles dans; être coupé de rigoles
[1.8] 9 drainer [1.13] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 14 manatatra |
| Kamban-teny rehetra | 15 Betsimitatatra |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|