Entry | 1 bibiolona |
Elementary words | 2 biby, 3 olona |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 Biby miendrik' olona na biby ninoana ho nidiran' ny ambiroan' olona efa maty [1.1] |
Examples |
6 Mbola niseho nampitahotra ahy teny indray ilay bibiolona mahatsiravina.
[2.895#]
7 Tsy songomby na bibiolona velively izy ireny araka ny filazan'ny olona. [2.117#] |
Analogs | 8 bibyolona, bibinolona, olonabiby |
Anagrams | 9 bibiolona, 10 biby olona, 11 olona biby |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |