|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 bilo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 tromba
[Taisaka]
[1.78] 4 ramanenjana [Bara] [1.78] 5 tromba, fanasitranana olona marary heverina ho tsindrian'ny fanahy ratsy [Masikoro] [2.606#151] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 sorte d'hystérie
[Taisaka]
[1.82] 7 rite de guérison. [Tankarana] [1.19] 8 Nom donné aux « possessions » provoquées par l'absorption de breuvages stupéfiants et à une chorée souvent collective. 9 Cette affection psychosomatique est de la compétence d'un empirique spécialisé : le mpitsara-bilo. 10 Sur la côte Est (bestim., tanala) on l'appelle tromba (voir ce nom) et en Imerina, ramanenjana [Bara, Betsileo] [1.196] |
| Ohatra |
11 Atero zahay fa hamônje bilo.
[2.150]
12 Dia izao manao havoria ny Prezida Fokontany Saririaka fa hisy bilo ary savatsy. [2.606] |
| Voambolana | 13 Fahasalamana |
| Teny iditra (2/2) | 14 bilo |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
16 an herb. Cyperus equalis, Vahl. Same as zozoro and zorozoro (Betsileo)
[Betsimisaraka]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
17 (de bilo dans le sens d'agitation). Cyperus aequalis Vahl (Cyperaceae). Allusion à la facilité avec laquelle s'agitent les épillets de l'anthèle sous l'action des vents. Utilisé en sparterie.
[Betsimisaraka]
[1.196] |
| Voambolana | 18 Haizavamaniry |
| Tovy hevitra | 19 zorozoro, zozoro |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|