|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 bingo |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Bila, filaza indrindra amin' ny tongotra; ny olona bingo dia manana tongotra tsy mba mahitsy fijoro fa somary mibaraingo toa miditra (mifanohitra aminy: tsivaka)
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 bow-legged
[1.2, 1.7] 5 bandy-legged, crooked in the knees or joints. [Mal. Bengok, crooked.] [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 bancal
[1.3, 1.8, 1.13] 7 tordu [1.13] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 11 Fahasalamana |
| Tohi-kevitra | 12 tsivaka |
| Mpanahaka | 13 biko |
| Kamban-teny rehetra | 14 Fikambanana 7 amin' io teny io |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|