|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  birao
Fototeny  2 bira
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana biraina [Fitanisana]

Teny iditra (2/4)4  birao
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 latabatra fanoratana [1.62]
Ohatra  7  Indray andro, efa nadiva hifarana ny taom-pianarana, nampiantsoin' ny badirinay tany amin' ny biraony aho. [2.472]
Haiendriteny 
8  Tsotra :

Teny iditra (3/4)9  birao
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 efitra na trano fiasana na fandraharahana [1.62]
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (4/4)13  birao
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15 rantsana miandraikitr ny fitantanana. Eo anivon' ny Antenimiera ohatra, ahitana ny filoha, ny filoha lefitra,
16 ny mpiraki-tsoratra ary ireo olona misahana ny fandraharahana anatiny izy io. Ho an' ny
17 fikambanana tsotra kosa dia ahitana ny filoha, ny mpiraki-tsoratra ary ny mpitahiry vola. [1.62]

Fivaditsoratra  18 bario, birao, 19 boria, 20 oriba, 21 rabio, 22 robay, 23 robia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17