|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 biririoka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fanenon-javatra toa misiaka mandalo mafy, toy ny an' ny karavasy, baba miserana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a whiz, a buzz
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 sifflement des projectiles, de la cravache, etc.
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 11 Feo |
| Tovy hevitra | 12 bisisioka, bizizioka |
| Mpanahaka | 13 rimorimo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|