|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mibiririoka |
| Fototeny | 2 biririoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fandalovam-peo amin' ny molotra toa misiaka mafy mankarenin-tsofina: Nibiririoka ny rivotra
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to whiz, as a ball or arrow flying through the air.
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 10 Feo |
| Mpanahaka | 11 mibizizioka, 12 mifioka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|