|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/7) | 1 bo~ |
| Sokajin-teny | 2 tovona [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 ny tovona "bo" dia fanamafisana sy fampitomboan-kevitra: boraraka
[1.10#B356] 4 Tovona fanaovana fototeny faharoa mba hampitombo na hanamafy ny hevitry ny fototeny tsotra voalohany: Bosesika (sesika) [1.1] |
| Teny iditra (2/7) | 5 bo |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Enti-milaza ny fidoboky ny zavatra mianjera na mipoaka mafy
8 Feo avoakan' ny vavafivalanana rehefa mangetotra: Manao bo [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 10 Feo |
| Kamban-teny rehetra | 11 manao bo |
| Teny iditra (3/7) | 12 bo |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 zazavavy
[Taisaka]
[1.78] |
| Tovy hevitra | 15 bao, baorano |
| Teny iditra (4/7) | 16 bo |
| Sokajin-teny | 17 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
18 vovoka
[Taisaka, Bara, Tanosy]
[1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
19 poussière, terre sèche
[Taisaka]
[1.82] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (5/7) | 25 bo |
| Sokajin-teny | 26 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
27 Zavatra mora mirehitra sahala amin' ny vohavohan-dandihazo natao handraisana afo amin' ny vato kapaika na vatoafo
28 Tendron' ny tahon' afokasoka misy ny vanjany [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
29 tinder
30 the sulphurous composition on the end of a match which takes fire. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
31 Nom donné au champignon à amadou : Polyporus fomentarius L. et aux espèces voisines utilisées comme mèche à briquet. Par extension, aussi à toutes les matières qui s'enflamment facilement, notamment les aigrettes des graines de Gomphocarpus fruticosus (L.) W.T. Aiton (Apocynaceae), souvent utilisées pour battre le briquet.
[Merina, Betsileo]
[1.196] |
| Kamban-teny rehetra | 32 rabopetabato |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (6/7) | 34 bo |
| Sokajin-teny | 35 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
36 Nom donné au tubercule situé à la base de diverses lianes forestières, notamment le marahaly. Chaque plante peut faire l'objet de deux récoltes.
37 Lors de la première récolte, le tubercule est très tendre. C'est à ce moment qu'on l'appelle bo, ou bo-marahaly. 38 Les tubercules de la seconde récolte sont durs mais très sucrés. On les appelle sindiny ou sindi-marahaly. [Tsimihety] [1.196] |
| Voambolana | 39 Haizavamaniry |
| Kamban-teny rehetra | 40 bo-marahaly |
| Teny iditra (7/7) | 41 bo |
| Sokajin-teny | 42 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
43 Zavatra malemy mibofoka
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
44 a kind of thistle-down used for stuffing mattresses
[1.2] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|