|
|
|
|

Entry1  bokotra
Part of speech  2  noun
All compound words  3  10 words containing bokotra
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Zavatra vita tamin' ny tandroka na hazo na nifin' elefanta voamboatra boribory ka apetaka amin' ny akanjo mba hanidiana ny laniny roa aminy misaraka: Boko-palitao
Lava-bokotra: lavaka atao amin' ny akanjo izay zairina ny sisiny ary atao hidin' ny bokotra
Zavatra boribory fampandehanana ny vata fandraisam-peo sasantsasany: Ahodino ny bokotra fa tsy tiako izany hira izany
Explanations in English  5  [1.2] a button. [Eng. Button.]
6  [1.7] [French bouton] a button.
Explanations in French  7  [1.8] [français bouton] bouton
Examples  8  [2.471] Nanindry bokotra kely teo ankavian' ny latabany izy.
9  [2.4] Njay ny an' ialahy", hoy aho namaha ny bokotra malabariko.
10  [2.643] Eto dia vozon' akanjo tsy mihidy bokotra fa mivelatra mampiseho tenda.
Vocabulary  11  Economy: clothing

Anagrams  12  bokotra, katrobo, oktobra

Updated on 2025/08/10