|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  bona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fofon-jabora na menaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 for boka, and bohaka [Provincial] [1.2]
Kamban-teny rehetra  5 maimbo bona

Teny iditra (2/4)6  boña
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 vovoka [Tambahoaka] [1.78]
9 fiparitahana (vovoka, ets) [Sihanaka] [1.78]

Teny iditra (3/4)10  bona
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12 tsihy solom-bodofotsy na firakotra [Taisaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  13 natte servant de couverture pour la nuit [Taisaka] [1.82]

Teny iditra (4/4)14  bona
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny frantsay  16 (de bona : graisse ou suif employés comme pommade pour les cheveux). Arbre indéterminé dont les graines fournissent une matière grasse particulièrement appréciée pour la préparation de ces pommades (Myristicaceae ?). [Betsileo, Tanala] [1.196]
Voambolana  17  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  18 bano, boña, bona, 19 Noba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21