|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 Bongolava |
| Singan-teny | 2 bongo, 3 lava |
| Sokajin-teny | 4 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 nom donné à la longue falaise remarquablement régulière qui termine brusquement,
6 à l'ouest, le plateau central parallèle au 7 Bemaraha qui lui fait face à l'ouest. 8 Le Bongolava s'étend du Mangoky 9 à la Mahavavy de l'ouest. [1.11] |
| Ohatra |
10 ao andrefana ny tanetin'i bongolava;
[2.508#]
11 Nisodihany fotsiny bongolava sy Bemaraha. [2.5#] |
| Voambolana | 12 Haitoetany: temdrombohitra, saha |
| Teny iditra (2/2) | 13 Bongolava |
| Sokajin-teny | 14 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
15 faritra anatin' ny faritanin' i Antananarivo
[3.1] |
| Voambolana | 16 Pôlitika |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Tsanganana sy sary iray takila |
38 Ny faritra roa ambin' ny roapolo |
| Sary |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20 |
|