|
|
|
|

Entry1  boraingona
Part of speech  2  noun
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Fanaovana jadona amin-kery, fiteniko fe lehibe: Loza izany raha olona hanao didy boraingona: na tiana na tsy tiana, na mety na tsy mety, tsy maintsy atao.
Explanations in French  6  [1.3] despotique, arbitraire, injuste
Other spellings  7  boraingina
Proverbs  8  Proverbs containing the word boraingona

Anagrams  9  boraingona, nagorobany

Updated on 2025/08/10