|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 boridana |
| Fototeny | 2 ridana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 (avy amin' ny fototeny ridana) fitsoaka tampoka amim-pahataraina
[1.10#B363] 5 Fandosirana sy fitsoahana tampoka (taloha, ary amin' ny foko sasany ankehitriny) 6 Tsy fitafiana, tsy fiakanjoana (ankehitriny) [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 fuite en masse
8 nudité [1.3#90] |
| Sampanteny |
|
| Ohabolana | 24 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 25 androbay, boridana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|