|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : boridana | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Indraindray izy dia toy ny voahangy raraka, ary indraindray dia voantay miboridana. [2.653 #1132]
Indraindray izy mba toy ny voahangy raraka, ary indraindray dia voantay miboridana. [2.558 #1424] Indraindray izy toy ny voahangy raraka, ary indraindray voantay boridana. [2.165 #505] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | A certains moments il est semblable à un ruisseau de perles, mais à d' autres, par contre, à une bande de bousiers. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|