|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 boritika |
| Fototeny | 2 bitika |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mitovy hevitra amin' ny bolitika
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 small, minute. See bitika, kitika
[1.2] |
| Tovy hevitra | 6 bitika, bolitika, kitika |
| Kamban-teny rehetra | 7 kely boritika |
| Teny iditra (2/2) | 8 boritika |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 (de bo : préfixe augmentatif et ritika : de petite taille mais appréciée ; racine très ancienne qui ne s'emploie plus guère en Imerina). Nom d'une variété de riz, Oryza sativa L. (Poaceae), à très petits grains. Encore nommé tsiporitika. Un proverbe ancien dit : raha mandritika ahy, mba ritihiko ; celui qui me tient en considération, je l'honore. C'est une des rares expressions où cette racine se retrouve en malgache moderne.
[Betsileo]
[1.196] |
| Voambolana | 11 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|