|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  botiboty
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Anaran-kazo misy hafotra mena fanao tadim-pintana [Sakalava] [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 (de boty :étroit, élancé).
5 Micronychia sp. (Anacardiaceae). [Bara] [1.196]
Voambolana  6  Haizavamaniry: hazo
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (2/2)8  botiboty
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny frantsay  10 bourgeon. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  11  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny

Fivaditsoratra  botiboty, 12 tibotibo, 13 tobitoby

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17