|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  boty
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 lalana tery [1.1]

Teny iditra (2/5)4  boty
Sokajin-teny  5  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  6 kely, madinika, tsy lehibe na be vava: Karama boty; hala-boty [1.1]
Kamban-teny rehetra  7  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (3/5)8  bôty
Sokajin-teny  9  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  10 mahantra, ory, botry [Bezanozano] [1.78]

Teny iditra (4/5)11  boty
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13 iavin' ny kamboty, simony, zaza tsy an-trano reny (maty na nisaoran' ny lahy ny reniny)
14 amin' ny Tsimihety, na ny kamboty ray ihany, na ny kamboty reny ihany, na ny maty ray sy reny, dia samy atao hoe boty. [1.10]
15 kamboty [Sihanaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  16 orphelin [Tankarana]
17 veau pour sacrifice [1.19]
Sampanteny 
Anarana :
Tovy hevitra  19 bôty

Teny iditra (5/5)20  boty
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny malagasy  22 votsy [Tanosy] [1.78]

Fivaditsoratra  23 bito, boty, bôty, 24 tibo, 25 toby, Toby

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27