Entry | 1 botraika |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Di-doha, fanaovan-javatra an' aina, an-kery fotsiny, fa tsy mitady izay mety hahasoa hahatsara aradrariny: Manao botraika fotsiny no hain-dRabe fa tsy mba mitady izay rindrany izy [1.1] |
All compound words | 4 manao botraika |
Proverbs | 5 Proverbs containing that word |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |