|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  botsy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 fivontosana [Sihanaka] [1.78]
4 kambo [Tanosy] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  5 for votsy [Provincial] [1.2]

Teny iditra (2/4)6  botsy
Sokajin-teny  7  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  8 kevoka [Sakalava] [1.78]

Teny iditra (3/4)9  botsy
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny frantsay  11 samedi. § sabòtsy. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  12  Fotoana

Teny iditra (4/4)13  botsy
Sokajin-teny  14  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  15 lena [Taisaka] [1.78]

Fivaditsoratra  16 bitso, botsy, 17 tso-by

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19