|
|
|
|

Entry1  kevoka
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
Explanations in Malagasy  8  [1.1#487] Miseho ho be hambo ka mahatsikaiky, mihevi-tena ho tsara na mahay, te hoderaina, dedaka: Kevoka erỳ ny anao lahy nidina tamin' ny bisikileta nanao tsy an-kitana tao Ambatovinaky kanjo terỳ Antsapanimahazo vao nitsirara tamin' ny vato ny lohany
Explanations in English  9  [1.7] vain, pretentious
Explanations in French  10  [1.3#325, 1.8] vain, présomptueux
11  [1.3] fat, faquin, pédant, fanfaron; se dit aussi des animaux de combatqui semblent vouloir combattre et reculent à l;a vue de leurs rivaux.
Examples  12  [2.470#71] Kevoka ery izy rehetra milaza fa ao aminy daholo no hihinana ireo mpiara-milalao aminy.
13  [2.472#113] Somary kevoka sy be rehaka izay mantsy izy, ka nitabataba nanao teny ren' olona mba hisy mpahalala ny vaovao momba azy.
Analogs  14  mpirehareha, be rehaka, kasikasy, kevo-dahy, dedaka, sehoka, somehoka, maivan-kitsaka, be ebo, firinga mievotra, mampilahendrena, miana-kendry

Anagrams  15  kevoka, vokeka

Updated on 2025/07/29