|
|
|
|

Teny iditra1  bozeny
Fototeny  2 zeny
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 bozenizeny [1.1]
5 fohy kely nefa vaventy. Teny mitovy hevitra: zeny [1.62#218]
Fanazavàna teny anglisy  6 short, very little, dwarfish. See zeny [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 petit, nain, rabougri, se dit des personnes [1.3#871]
Kamban-teny rehetra  8  Fikambanana 2 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09