|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 zeny |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fohy kely, iva dia: Olona zeny (Jereo bozeny)
[1.1] 4 botrikely, iva dia iva nefa tsy mahia loatra. Teny mitovy hevitra: bozeny [1.62#1153] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 dwarfish
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 rabougri
[1.3#871, 1.8, 1.5#347] 7 nain; chétif [1.3#871] |
| Ohatra |
8 Koa manano zeny atao ampanjaka anao.
[2.150]
9 izay vokoka, na zeny, na mipentina ny masony, izay hatenina, izay anakandroana, ny torotoro vihy. [2.996] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 12 zeny |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
14 dwarf
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 nain
[1.8, 1.5#347] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|