|
|
|
|

Teny iditra (1/7)1  bozy
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  3 stunted, dwarfish, diminutive in stature; short but pleasing [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  4 nain, nabot [1.3#93, 1.196]
5 se dit des petites filles [1.3]
6 personnage contrefait [1.196]
Tovy hevitra  7 bozibozy
Kamban-teny rehetra  8 Ibozy

Teny iditra (2/7)9  bozy
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 Fiasan' ny dokotera entina hangaronana fery na ny lalan-drano amin' ny tenan' ny olombelona mba hampandehanana ny fivalanan-drano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 a catheter [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  13 sonde, instrument de chirurgie [1.3#93]
Voambolana  14  Fahasalamana

Teny iditra (3/7)15  bozy
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny anglisy  17 baobab tree [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  18 Adansonia za Baill. ; Adansonia madagascariensis Baill. (Malvaceae). Nom plus spécialement donné aux jeunes sujets. [Tankarana, Sakalava]
19 Vigna sinensis (L.) Savi ex Hassk. (Fabaceae) ; la racine renflée est comparée à un petit personnage difforme. Racine comestible, activement recherchée en cas de disette. [Tandroy] [1.196]
Voambolana  20  Haizavamaniry: hazo
Mpanahaka  21  adansonia, 22  baobaba, 23  reniala, 24  za, 25  zaha
Anarana ara-tsiansa 
Sary 

Teny iditra (4/7)29  bozy
Sokajin-teny  30  anarana
Fanazavàna teny malagasy  31 Kabaro andrahoina tsy misy fangarony [Sakalava] [1.1]
Tsipelina hafa  32 bojy

Teny iditra (5/7)33  bozy
Sokajin-teny  34  anarana
Fanazavàna teny frantsay  35 râpe à coco. [Tankarana] [1.19]
Tovy hevitra  36 bozo

Teny iditra (6/7)37  Bozy
Sokajin-teny  38  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  39 Anaram-bosotra fiantsoana mazàna ny zazavavy kely: Andeha mantsaka, ry Bozy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  40 Used in speaking of children [1.2]
Voambolana  41  Fanampin' anarana (vavy)
Tsipelina hafa  42 koto, koto

Teny iditra (7/7)43  Bozy
Sokajin-teny  44  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  45 Buzi [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  46 Buzi [2.996]
Voambolana  47  Soratra Masina
Tovy hevitra  48 bozi, bozi, bozi
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  49 Toko sy andininy momba Bozy

Fivaditsoratra  50 Bozi, Bozy, bozy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27