|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 zaha |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fijerena zavatra: Nataony tsara zaha ny tranoko Fanaovana izay hahitana, fitadiavana Fandinihana Fitsapana [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 Action de regarder, de considérer [1.3, 1.5] 5 Action d’aller à la recherche ; fig. de sonder, d’éprouver, d’expérimenter [1.3] 6 action de chercher [1.5] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 20Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 21 zaha |
| Sokajin-teny | 22 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
23 zarana (antsy, angady, ets..) [Taisaka]
[1.78] 24 zara, zarany (antsy, ets.) [Bara] [1.78] |
| Tovy hevitra | 25zahany |
| Kamban-teny rehetra | 26zahatany |
| Teny iditra (3/4) | 27 zaha |
| Sokajin-teny | 28 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
29 baobaby [Tanosy]
[1.78] 30 karazan-kazo vaventibe miendrika tavoahangy [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
31 baobab [1.13] 32 voir za [1.5] |
| Voambolana | 33 Haizavamaniry: hazo |
| Mpanahaka | 34 adansonia, 35 baobaba, 36 bozy, 37 reniala, 38 za |
| Teny iditra (4/4) | 39 zaha |
| Sokajin-teny | 40 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
41 (probablement de zahana : qu'on éprouve, qu'on expérimente). Nom donné par les piroguiers vezo aux perches employées pour la propulsion des pirogues (encore appelées tehembato). Par extension, nom donné aux arbres qui fournissent de telles perches. Notamment : Grewia microcyclea (Burret) Capuron & Mabb. (Malvaceae) ; Stadmannia oppositifolia Lam. et sa variété Stadmannia oppositifolia var. grevei (Danguy & Choux) Capuron (Sapindaceae). [Sakalava, Mahafaly]
[1.196] |
| Voambolana | 42 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 43 haza, 44 zaha |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|