|
|
|
|

Teny iditra1  dadatoa
Singan-teny  2 dada, 3 toa
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 teny iantsoana na ilazana ny lahimatoa amin' ny iray tampo amin' ny ray na ny reny: lasa androany nankany andafy ny dadatoanay
6 teny iantsoana (fa tsy ilazana) lehilahy lehibe heverina ho mendri-kaja: aoka re, ry dadatoa, fa marina ny teninao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 an uncle, esp. a mother's brother; [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 oncle, spéc. le frère ainé de la mère [1.8]
Voambolana  9  Fifandraisana: fianakaviana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07