|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/6) | 1 toa |
| Sokajin-teny | 2 mpampitohy [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza fitoviana ara-bidy, lanja... fa ny "toy" kosa fifanahafana, fifandraikana: Izay adala no toa an-drainy -- (Be maso toy ny rainy ity zaza ity)
4 (Samy hafa ny fampiasa ny toa sy ny toy ankoatra ny heviny mitovitovy: ny toa dia fampiasa: a) -eo alohan' ny anaran-tsamirery: Manantsaina toa an-dRabe ny zanany; -b) eo alohan' ny mpisolo anarana misolo olona: Tsy misy mahay toa azy; -d) eo alohan' ny anarana iombonana tsy voafaritry ny mpanondro: Maty toa tantely. Ny toy kosa dia fampiasa: a) eo alohan' ny anarana iombonana voafaritry ny mpanoritra: Mamy toy ny tantely -b) eo alohan' ny mpamaritra na mpisolo anarana manondro: Tsy mbola nisy toy izany ~ Toy izao ny fandehan' i Feno kely [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 semblable, comme, on dirait
[1.5#293] |
| Kamban-teny rehetra | 6 Fikambanana 25 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/6) | 7 toa |
| Sokajin-teny | 8 Tsy lazaina |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 obéir, servir
[1.3#704, 1.5#293] 10 abdiquer, se soumettre à, honorer [1.3#704] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (3/6) | 20 toa |
| Sokajin-teny | 21 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
22 Ohatra ny: Toa manavy aho izany
23 Angamba: Toa lasa omaly Rakoto [1.1] |
| Teny iditra (4/6) | 24 toa |
| Sokajin-teny | 25 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
26 teny anti-miantso ny alika
[1.1] |
| Tovy hevitra | 27 to |
| Teny iditra (5/6) | 28 toa |
| Sokajin-teny | 29 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
30 Voalohany, lehibe, niavian' ny hoe: dadatoa, nenitoa,matoa
[1.1] |
| Kamban-teny rehetra | 31 Fikambanana 12 amin' io teny io |
| Teny iditra (6/6) | 32 toa |
| Sokajin-teny | 33 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
34 banga (antsy, ets.)
[Taisaka]
[1.78] |
| Kamban-teny rehetra | 35 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 36 ato, 37 ota, 38 taò, tao, toa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|