|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  daika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3 trousers. see pataloa [Provincial] [1.2]
Tovy hevitra  4 pataloa

Teny iditra (2/4)5  daika
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny anglisy  7 a proverb [Provincial] [1.2]

Teny iditra (3/4)8  daika
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10 Fandeha misabakabaka na mibekabeka ka mivelatra sy tsy mitsatoka mahitsy tsara ny tongotra roa, toy ny fanaon' ny zazakely vao miana-mandeha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Tovy hevitra  16 daikadaika

Teny iditra (4/4)17  dai
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny anglisy  19 an aide-de-camp [Fr. Aide-de-camp] [1.2]
Tsipelina hafa  20 deka

Fivaditsoratra  21 adika, 22 akady, 23 akida, daika, daikà, 24 diaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/26