|
|
|
|

Teny iditra1  daikadaika
Fototeny  2 daika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fandeha misabakabaka na mibekabeka ka mivelatra sy tsy mitsatoka mahitsy tsara ny tongotra roa, toy ny fanaon' ny zazakely vao miana-mandeha [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 jambes écartées. (bekabèka). [Tankarana] [1.19]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Tovy hevitra  8 daika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19