|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  daina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Famelezana amin' ny kapoka; fandabohana mafy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)15  daina
Sokajin-teny  16  Tsy lazaina
Fanazavàna teny anglisy  17 an expression which gives the idea of perfect evenness, as mahitsy daina, as straight as an upright stroke; vory daina, as round as if drawn by a pair of compasses [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  18 explétive qui ajoute à l'idée de rectitude. [Tankarana] [1.19]
Mpanahaka  19  dana

Fivaditsoratra  20 adany, 21 Adina, adiña, adina, 22 anday, 23 andia, daina, 24 DIANA, diana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27