|
|
|
|

Teny iditra1  dainana
Fototeny  2 daina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Kapohina, dabohana mafy, havokavohana: Daino ny vy dieny mafana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be smitten, to be struck, to be beaten [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 adanina, 11 andiaña, dainana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12