|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 daindaina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ilazana ny hafanan' ny masoandro manevokevoka, midanika mafy
4 anambarana ny feon-javatra izay mikarantsana mampangintsina ny sofina [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 sultriness, oppressiveness of heat; an unendurable sound. See gaingaina
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Chaleur brûlante du soleil, son assourdissant
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | 11 adinadina, 12 andidiana, daindaina, 13 diandiana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|