|
|
|
|

Teny iditra1  midaindaina
Fototeny  2 daindaina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Midanika mafy: Midaindaina izany masoandro izany: hita tokoa fa aty fahavaratra
5 Maneno mankarenin-tsofina: Nidaindaina ny bingona tao amin' ny tobi-miaramila vao taitra aho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be sultry, to be oppressively hot; to be unendurable, as a sound [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 Etre brûlant: Midaindaina ny hainandro (Il fait une chaleur brûlante)
8 Produire un son assourdissant: Midaindaina ny lakolosy (La cloche produit un son assourdissant) [1.3]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12