|
|
|
|

Teny iditra1  danesaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fandeha tsy miraidraika, tsy rototra
4 Fihetsika tsy maka sarotra
5 Famindran' ireo matavy izay mamindra miadana sy miresaresa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 slowness, tardiness [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 Lenteur et mollesse dans la démarche [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :

Fivaditsoratra  15 asendaka, danesaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19