|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 midanesaka |
| Fototeny | 2 danesaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mandeha tsy miraidraika; mamindra miadana sy miresaresa
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to go slowly
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Marcher lentement, nonchalamment, rester en arrière
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|