|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  dango
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 laona: Mavesa-mody mavesa-mandeha dia koa ny mpamanga dango (mitondra entana atakalo vary ka tsy miala entana toa mpivarotra laona) [Tanala] [1.78]
4 laona [Bara] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  5 a mortar. See laona [Provincial] [1.2]
Sampanteny 
Anarana :
Kamban-teny rehetra  7 Dangovato

Teny iditra (2/4)8  dango
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10 Tsirika [Tanosy] [1.78]

Teny iditra (3/4)11  dango
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13 loha-lakana [Taisaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  14 les deux bouts de la pirogue [Taisaka] [1.82]
Voambolana  15  Fifamoivoizan-tsambo

Teny iditra (4/4)16  dango
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny frantsay  18 enveloppe du bouquet du palmiste. (bandrôka). [Tankarana] [1.19]
Voambolana  19  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny

Fivaditsoratra  dango, 20 donga, 21 gonda

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17