|
|
|
|

Entry1  deka isan-drainy
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] dekàn' ny manamboninahitra maromaro, samy andraisana vitsivitsy avy hampanaovina ny raharaha iaraha-miandraikitra
Elementary words  4  de, isa, ray

Updated on 2024/12/07