|
|
|
|

Teny iditra1  devoly
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Jereo demony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 the devil [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 Mot par lequel les Protestants désignent les démons [1.3]
Ohatra  6  Fa raha tsy izany, izahay maty antoka, ary ny devoly faly. [2.649#]
7  Homeko asa, fa ny olona tsy miasa no sakaizan' ny fakam-panahy sy kilalaon' ny devoly. [2.499#]
Voambolana  8  Fivavahana
Lahatsoratra  9 Randzavola: devoly ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12