|
|
|
|

Entry1  diamanga
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  dia, manga
All compound words 
Explanations in Malagasy  9  [1.78] [Tanala] daka
10  [1.1] Kilalao ifamelezana amin' ny tongotra araka ny fomba manara-dalàna ary ilana tanjaka sy hakingana: Mamely diamanga. Ny diamanga izay atao koa hoe daka dia kilalaon' ny zanak' Imerina indrindra, izay nifanaovana am-bakitany taloha fa vao taty aoriandriana no lasa kilalao nifanaovan' ny tsirairay; maro karazana ny diamanga, fa dimy no malaza indrindra: ny antsatoka, ny kapatokana, ny ambadika, ny kopala, ary ny antongomby
Explanations in English  11  [1.2] a game of kicking backwards. See daka and tsipaka
Explanations in French  12  [1.19] [Tankarana] coup de pied.
Examples  13  [2.720] Daka diamanga ireo mampijaly azy/
14  [2.470] Ndeha haingana sao mahazo diamanga eo.
15  [2.472] Nitsangana izy, ary avy hatrany dia velona ny totohondry sy ny diamanga.
Vocabulary  16  Game
Analogs  17  ambadika, antongomby, antsatoka, kapatokana, kopala
Proverbs  18  Proverbs containing the word diamanga

Anagrams  19  angadiam, diamanga, mangadia

Updated on 2025/08/10