|
|
|
|

Entry1  diam-panorona
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  dia, fanorona
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.1] sary misy tsipika mifanapatapaka tahaka ny sora-panorona
Explanations in English  6  [1.2] [fanorona, a game] the cross marks made on the ground or a board for playing the game fanorona
Examples  7  [1.381#] ny rano ary ny rivotra, arak' izay hitanao amin'io diampanorona io : ny Alahamady Alakaosy Alahasaty dia vintan' afo.
8  [2.245#] Momba ny fanorona anefa, matetika soritana eo amin' ny tany ny diampanorona, dia maka voan-javatra na vato kely na tapatapa-javatra misy eo, dia efa lasa.
Vocabulary  9  Game

Anagrams  10  ampandroinao, diam-panorona

Updated on 2025/08/10