|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  diaso
Fototeny  2 dimby
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana diasana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4 andraso [Taimoro, Taisaka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  5 (imperative of irregular passive verb diasana) [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 attends! [Taisaka] [1.82]
Ohatra  7  "diaso kely vetivety aho, ry ineny, fa asain' ny olona tohanako ity, ka tsy misy handimby ahy akory," dia avy Rafotsibe niantra azy ka nanohana ny vato. [2.293#]
Tovy hevitra  8 dimbaso

Teny iditra (2/2)9  diaso
Fototeny  10 diny
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana diasana [Fitanisana]
Tovy hevitra  12 dinaso

Fivaditsoratra  13 adiso, diaso, 14 disao, 15 sodia

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12