|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  diñy
Fototeny  2 diñy
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 aritra [Tambahoaka] [1.78]
5 zaka, andry, fiandrasana [Taimoro] [1.78]
6 fiandrasana [Taisaka] [1.78]
7 aritra, andry [Betsimisaraka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  8 supportable (Prov.) see tanty [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9 attente [Taisaka] [1.82]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Tovy hevitra  16 tanty

Teny iditra (2/2)17  diñy
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny malagasy  19 loka [Betsimisaraka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  20 pari [Betsimisaraka] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19