|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 diditra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 firaisana, na fifatorana tsy tsotra fa mifampiolanolana, na mifaningontsingotra be, sarotra vahana
[1.10#D508] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 rolling, twisting. See fadiditra, vadiditra; lilitra also used
[Provincial]
[1.2] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 12 fadiditra, liditra, vadiditra |
| Kamban-teny rehetra | 13 afa-diditra |
| Teny iditra (2/2) | 14 diditra |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
16 toetra nolovana izay mamatotra mafy, mivadiditra; tarazo sarotra ialana; karazana
[Betsimisaraka]
17 fiaviana, taranaka, fototra niandohana, razana [1.10#D508] 18 fomba na talenta na kilema nolovana [Sihanaka] [1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|