|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fadiditra |
| Fototeny | 2 diditra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 jereo diditra
[1.10#D508] 5 Fihoronan-kofehy na tady saro-bahana, fifamatopatorana mila tsy ho hita laniny [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 entanglement. Used only of cord or thread. See diditra, hodidina
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 entortillement, entrelacement
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 22 fadiditra |
| Sokajin-teny | 23 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
24 Anaran' aretina mitovitovy amin' ny tandomerina, saingy mitsoriadriaka lavalava ny fivontosana aminy fa tsy mitapelapelaka vorivory
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
25 the name of a disease, neuralgia (?).
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
26 Nom d'une maladie, c'est le ladinintrambo
[1.3] 27 espèce d'urticaire oblongue [1.54] |
| Voambolana | 28 Fahasalamana |
| Tovy hevitra | 29 ladinintrambo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|