|
|
|
|

Entry1  difotra
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Names :
6  Adjectives :
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Sarona, rakotra: Difotry ny rano ny tanimbary
Rendrika ao anaty: Difotry ny alahelo i Neny tamin' ny nahalasanan' i zoky tany am-pita
Ihoarana, milentika ao anaty: Difotry ny mangahazo aho: loza izany raha hatsaran' izay voly
Explanations in English  8  [1.2, 1.7] submerged, overwhelmed
9  [1.2] deluged. See safotra, tondraka
Explanations in French  10  [1.3, 1.8] submergé, dépassé par
11  [1.3] plongé dans, qui a disparu sous l'eau, couvert
Examples  12  [1.38] Angamba difotra alahelo loatra izy ka tonga verivery saina.
13  [2.472] difotra ny tanimbary rehetra, ny zehitra amoron' Alaotra lasa ohatra ny farihy ranoray daholo.

Anagrams  14  adifotr, adofitr, difotra, dofitra

Updated on 2025/08/02